Teny iditra | mpamerin-drà | |||
Singan-teny | mpamerina ; ra | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | mpanelirà | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |