Teny iditra | 1 mpitranga |
Fototeny | 2 tranga |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 événement [1.13] |
Ohatra |
5 Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. [2.285] 6 Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany [2.296] 7 hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa. [2.5] |
Voambolana |
8 Matematika: antontan'isa |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |