Teny iditra (1/2) | 1 odiana |
Fototeny | 2 ody |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] 6 to be pretended [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~ Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3#456] 8 qu'on fait semblant de faire [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 odiana |
Fototeny | 14 ody |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 to be supplied with medicine. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [1.3#456] |
Voambolana |
19 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 25 anadio, aodina, iadano, odiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |