Teny iditra | ofony (ofo) | |
Sokajin-teny | anarana sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay hofakofaka na hoditra miendaka ka miala rehefa miofo ny biby miofo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | écaille ou peau qui tombe à la mue [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | foino, ofony, onofy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08 |