|
|
|
|

Teny iditra1  paoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  an apple [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  pomme [1.8]
6  (du français : pomme). Orthographe moderne. Malus communis Desf. (Rosaceae). Nom de la pomme (fruit) et du Pommier. Ce sont surtout des variétés françaises qui ont été introduites, notamment la Reinette du Mans, qu'on a baptisée à Madagascar « Pomme de Soanindrariny ». Elles ont été multipliées par les Stations agricoles d'Antsirabe et de Nanisana. Autrefois, une petite usine fabriquait des jus de pomme : ranom-paoma ; Malzac orthographiait poma. [Merina] [1.196]
Ohatra  7  paoma, voaloboka, voasary, mananasy no taterin' ny fiara vaventy miditra ato isan' andro. [2.445]
8  Mahavariana anay, fony izahay tany ampitan'ny ranomasina, ny nahatsikaritra fa ny akondro nohafarana tany am-paran'ny tany fa iray alina kilometatra izay akaiky indrindra, dia mitovy vidy noho ny paoma sy ny paiso nalaina tetsy amin'ny roapolo sy telopolo kilometatra manodidina an'i Paris sy Bruxelles. [2.503]
Voambolana  9  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  10  poma
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  aompa, pamoa, paoma

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/01