Teny iditra | poleta | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany [1.1] | ||
Ohatra | Poleta, basy lava, sabatra, lefompohy.
[2.471] | ||
Voambolana | Miaramila | ||
Tovy hevitra | basipoleta | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: pistolet. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |