Teny iditra ra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy blood [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay le sang [Abinal 1888]
 sang [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
ra
rako
ranao
rany
rantsika
ranay
ranareo
ran'
ran-
ram-
-dra
-drako
-dranao
-drany
-drantsika
-dranay
-dranareo
-dran'
-dran-
-dram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ra ity (1): Andramasina

Teny iditra ra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] zavatra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra ~ra~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~ra~]

Teny iditra ra-
Sokajin-teny mpanoritra [fitanisana]
Famaritana malagasy Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [Richardson 1885]
 prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1974]

Teny iditra ra
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fandikana anglisy  [Provincial] an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
¶ See va, moa [Richardson 1885]

Teny iditra Ra
Sokajin-teny anarana (simboly)
Fandikana malagasy radiôma [Rakotonaivo 1993]
 singa mivaingana, faha-88 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Fandikana anglisy radium [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31