|
|
|
|

Teny iditra1  rada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena
4  Fitenenana miahotrahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression. [1.2]
Voambolana  6  Ontam-po
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  adrà, dara, darà, rada

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31