Teny iditra | raindahiny | |
Singan-teny | rain' (ray) ; -dahy (lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Famous for what he does (often derogatory) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8] | |
Ohatra | Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io
[2.895] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raindahiny io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |