|
|
|
|

Teny iditra1  ramole
Fototeny  2  ra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Biby sahala amin' ny soavaly, avy amin' ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  mulet [1.3, 1.13]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31