|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ranoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)5  ranoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510]
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)9  ranoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1]
12  zaka afaka mikoriana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13  liquide, fluide [1.13]
Voambolana  14  Fizìka
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  21  ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11