|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  rose
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  antsiantsy (androngo) [Tanosy] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (2/7)5  rose
Fototeny  6  rise
Sokajin-teny  7  ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao rise
Fanazavàna teny anglisy  8  jereo rise [1.17]

Teny iditra (3/7)9  rose
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  vonindraozy [1.9]
Fanazavàna teny anglisy  12  voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely [1.17]

Teny iditra (4/7)13  rose
Sokajin-teny  14  anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  15  vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy) [1.9]
16  vonin-draozy
17  hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  18  raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard) [1.66]

Teny iditra (5/7)19  rose
Sokajin-teny  20  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  21  fahamenamenana, fivolon-draozy [1.9]
22  volon' ny mavokely [1.4]

Teny iditra (6/7)23  rose
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25  mavokely [1.4]
26  menamena, mavokely [1.9]
Fanazavàna teny frantsay  27  mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana)
28  mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano) [1.66]

Teny iditra (7/7)29  rosé
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  31  menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena) [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  32  miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely) [1.66]

Fivaditsoratra  33  rose, sore

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30