|
|
|
|

Teny iditra1  rova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fonenan'ny mpanjaka [Taisaka] [1.78]
4  Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
5  Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1]
6  fefy, bako [Bezanozano] [1.78]
7  tranom-borona (akoho, gisa) [Sihanaka] [1.78]
8  trano fitsarana [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9  a palisade; a fortified place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  palissade, fortin, château-fort, palais [1.8]
11  (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196]
Voambolana  12  Haitoetany: monuments
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny rova io
Sary 
23 

Fivaditsoratra  24  ravo, rova, varo-

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02