Teny iditra | sakelik' anana | |
Singan-teny | sakelika ; anana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sampana madinika fa tsy tena ny vatany lehibe amin' ny anana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rejets poussant sur la tige de certains choux quand on a récolté la pomme et qui servent à reproduire la plante par bouturage (boutures dites à talon) [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |