|
|
|
|

Teny iditra1  salaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Lamba lavalava nahodidin' ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin' ny elakela-peny hifandray amin' ilay manodidina ny valahana (raha indray mihodina monja izy dia atao hoe salaka tokan' olona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a loincloth
5  a baby's diaper or nappy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  pagne
7  lange d'enfant [1.8]
8  (probablement de laka ou lakana : la pirogue). C'était une bande de tissu grossier ou d'écorce battue au maillet que les hommes portaient comme cache-sexe pour monter en pirogue. Le salaka des « hommes de la mer », s'opposait en quelque sorte au sadia ou sadiaka (de dia : le pas, la marche) sorte d'étui pénien porté par les terriens, les coureurs de brousse. Dualité entre nomades marins et nomades terriens, surtout chasseurs et cueilleurs, qui marque la civilisation malgache dès ses plus profondes origines. En Indonésie ancienne déjà, on distinguait toujours « ceux de la mer » et « ceux de la montagne ». [1.196]
Ohatra  9  Kilaoty bory, salaka, no hany fitafiana navela nanaovany. [2.472]
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny salaka io

Fivaditsoratra  23  lasaka, sakala, salaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20