|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : salaka

Ohabolana 1Hidy sy rakotry ny tany, hitana izao vinorin' i Lehidama, nanaovana salaka fohy rambo sy nanaovana sakafo ambany foitra. [2.415 #425]
Dikanteny frantsayL' armée est la serrure et le couvercle pour protéger le royaume : elle garde ce que Radama et les autres souverains ont réuni en un seul royaume avec tant de peines et de privations. [2.415 #425]
Fanazavana frantsayParoles des souverains de l' Imerina. [2.415 #425]

Ohabolana 2Izy no mitafy lamba saro-bazana, ao salaka mahatoky azy. [2.415 #1635, 2.165]
Izy no mitafy lamba saro-bazana, dia ao ny salaka matoky azy. [2.558]
Dikanteny frantsayS' il a un lamba trop court, c' est qu' il a confiance dans le salaka qui lui serre les reins. [2.415]
S' il porte un lamba trop court (laissant voir le haut des jambes) c' est qu' il a confiance dans la toile qui lui couvre les reins. [2.165 #1308]

Ohabolana 3Manao salaka fohy hanana. [2.415 #3803]
Manao salaka fohy rambo. [2.415 #3803]
Dikanteny frantsayAttacher le salaka court autour des reins et travailler avec ardeur pour devenir riche. [2.415 #3803]

Ohabolana 4Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy hanaikifra ny valahana. [2.558 #2759]
Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy hanai-kitra ny valahana. [2.415 #5922, 2.653 #2090]
Dikanteny frantsayOn croyait que ce serait un salaka qui soutiendrait la vie en ceignant les reins, mais, hélas ! il a porté des poux blancs qui piquent les reins. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des déceptions. [2.415 #5882]

Ohabolana 5Ny atao toy ny salaka: soa atao, manodidina; ratsy atao, manodidina. [2.415 #2955, 2.653 #2183, 2.165]
Ny atao toy ny salaka : soa manodidina, ratsy manodidina. [2.415 #2955]
Dikanteny frantsayCe qu' on fait est comme le "salaka" (morceau de toile que l' on met autour des reins): bon ou mauvais, ça va tout autour. [2.165]
Les actions c' est comme le salaka dont on se ceint les reins : bonnes ou mauvaises elles suivent l' homme. [2.415 #2955]

Ohabolana 6Ny lainga anie, ka tahaky ny salaka, ka ny tompony ihany no afatony. [2.415 #4937]
Dikanteny frantsayLe mensonge, c' est comme le salaka, c' est son maître qu' il lie. [2.415 #4937]
Fanazavana frantsayIl nuit à celui qui l' a dit. [2.415 #4937]

Ohabolana 7Raha amboa no miady, aokahanao, fa tsy salaka ho tapaka, tsy lamba ho rovitra. [2.653]
Raha amboa no miady, aokahifanao, fa tsy salaka ho tapaka, tsy lamba ho rovitra. [2.558 #3549]

Ohabolana 8Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aokahifandramatra, fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra. [2.165]
Dikanteny frantsayQuand deux crocodiles se battent, laissez-les faire jusqu' au bout, car ils n' ont pas à craindre de déchirer leurs vêtements. [2.165]
Fanazavana frantsayProverbe marquant qu' il ne faut pas intervenir mal à propos dans les querelles qui ne nous regardent pas. [2.165]

Ohabolana 9Salaka fohy. [2.415 #3817]
Dikanteny frantsayL' homme laborieux et l' homme courageux ont leur salaka court. [2.415 #3817]

Ohabolana 10Salakam-barika ka vita hatry ny fony kely ary tsy hihambo-manana. [2.558 #3823]

Ohabolana 11Salaka namatorana osy, ny osy lasa, ny salaka tapaka. [2.558 #3824, 2.653 #2842]

Ohabolana 12Salakan' ny mpiasa ka mandrohy azy tompony ihany. [2.558 #3825]
Salakan' ny mpiasa : ny tompony ihany no rohizany. [2.415 #3818, 2.653]
Dikanteny frantsaySe disait du mensonge qui nuit à celui qui le dit ; se disait aussi des paroles. [2.415 #3818]
Fanazavana frantsaySalaka qui ceint les reins du travailleur de rizières : il n' enlace que son propriétaire. [2.415 #3818]

Fizahan-teny