|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sale
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  Action de mettre près du feu pour boucaner, de rôtir, de sécher le poisson à la manière vezo, de suspendre  - > ende, hanto, maike, rada, radorado, raviravy, sampe, tampake, tane [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)8  sale
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  fivarotana, varo-mora [1.17]

Teny iditra (3/5)11  sale
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  maloto, ngerona, misotisoty, mikesonkesona, voretra, vetaveta [1.9]

Teny iditra (4/5)14  salé
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  misy sira, voaisy siry, mangidy sira
17  manindrona
18  lafo vidy [1.9]

Teny iditra (5/5)19  salé
Sokajin-teny  20  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  21  henan-kisoa atao ombisira [1.9]

Fivaditsoratra  22  sale, sela

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31