Teny iditra |
sasy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An introduction, preliminaries [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Introduction, préliminaires [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sasy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Hiram-paty [1.78]
|
| Rira fiandrasam-paty
[1.1]
|
|
Teny iditra |
sasy
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Intsony [1.78]
|
|