|
|
|
|

Teny iditra1  savazoro
Singan-teny  2  sava, zoro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ilazana amin' ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin' ny haavo iray ka mipaka amin' ny haavo mifanandrify amin' io ka mamakivaky ny sary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  diagonale [1.13]
Voambolana  6  Matematika: rafitsary
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/23