|
|
|
|

Teny iditra1  serfa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  biby manan-tandroka misampantsampana [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  4  cerf [1.4]
5  cerf [1.66]
Ohatra  6  Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô! [2.996]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Sary 
8 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/27