|
|
|
|

Teny iditra1  soavaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a horse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  cheval [1.54, 1.8]
Ohatra  6  Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny soavaly io
Lahatsoratra  17  Randzavola: soavaly ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18  asa voly, soavaly, voasaly

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30