|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  solofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a sprout from a stump or a tree [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  pousse, bourgeon [1.8]
6  (de solo : le remplaçant ; et ofo : changement de couleur). Gourmands, rejets vigoureux partant d'une souche recépée. Malzac donne deux sens (1) Rejetons qui poussent de la souche d'un arbre ; (2) « regain ». [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/2)8  solofo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [1.1]
11  dimby sy fara, taranaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  12  a descendant; an heir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  descendant, héritier [1.8]
14  progéniture, rejeton [1.13]
Ohatra  15  Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [2.944]
Voambolana  16  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08