|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  molotra [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4  Molo-tsobika [1.1]
5  molotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  lèvres [1.13]
7  lèvre [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  8  Haiaina

Teny iditra (2/5)9  sony
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  arêtier [1.13]
Voambolana  12  Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (3/5)13  sony
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  vavam-borona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  16  bec [1.13]
Voambolana  17  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/5)18  sony
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  (déformation de songo). Nom donné à plusieurs Didiereaceae : Alluaudia comosa (Drake) Drake , Alluaudia humbertii Choux et Didierea madagascariensis Baill. [Bara] [1.196]
21  [Mahafaly]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)25  Sony
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  27  Shuni [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  28  Shuni [2.996]
Voambolana  29  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  30  Toko sy andininy momba Sony
Tsanganana sy sary iray takila  31  Fitanisana

Fivaditsoratra  32  nosy, sony

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22