Teny iditra | tafolo (folo) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Décimal [1.13] | ||||
Ohatra | Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia
[4.27] | ||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |