|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tale
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1]
Mpanahaka  4  siKIdy

Teny iditra (2/3)5  tale
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
8  (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the head man, the chief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  patron, chef, directeur [1.8]

Teny iditra (3/3)11  tale
Sokajin-teny  12  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  13  indrindra [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  15  leta, tale, tela

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31