Teny iditra | 1 tanisa |
Fototeny | 2 isa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a game of jacks involving counting [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8] |
Voambolana |
7 Kilalao |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 12 tanisa, tsiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |