Teny iditra | tany andalam-pandrosoana | |
Singan-teny | tany ; an-dalana ; fandrosoana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany tara ara-teknôlôjia ary iharan'ny fahantrana sy ny tsy fahampiana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pays sous-développés ou en voie de développement [1.13] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |