Teny iditra | tany kotra | |
Singan-teny | tany ; kotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1] | |
Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117] | ||
Ohatra | Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
[2.117] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Fivaditsoratra | tany kotra, tinakotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |