Teny iditra | taona ito | |
Singan-teny | taona ; ito | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Amin' ity taona hitsahina ity [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'année présente, cette année [1.3] | |
Ohatra | fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio
[2.69] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tsipelina hafa | taon' ito | |
Fivaditsoratra | itotoana, taona ito |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |