Teny iditra | tapa-bolana | |
Singan-teny | tapaka ; volana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Two weeks [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quinze jours [1.8] | |
Ohatra | Ny tapa-bolana nitoerany tao dia hoatra ny volana maromaro taminy, ary efa nikasa hiverina izy
[2.324] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |