Teny iditra (1/3) | 1 taraiky |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao zavatra miadan-doatra [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 4 taraiky |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza 7 (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 simple, niais, qui rôde ça et là bêtement [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 11 taraiky |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Anarana laharan-tsikidy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d'une rangée des sikidy [1.3] |
Lahatsoratra |
16
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/24 |