Teny iditra (1/3) | 1 tavoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy 4 Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 tavoka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3] |
Teny iditra (3/3) | 13 tavoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa 16 Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 piston [1.13] |
Voambolana |
18 Toe-karena: haihetsika |
Fivaditsoratra | 19 tavoka, vatako, vatkao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |