|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  temitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha
4  Fefy [1.1]
5  taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  mats or paper on the walls [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  apisseries en nattes, [1.3#693]
8  tapissage de nattes ou de papier [1.8]
9  papier peint [1.13]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15  temitra
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18  épithélium [1.13]
Voambolana  19  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29