Teny iditra | tonjina (onjina) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sasatra, vizaka, valaka Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | tonjana | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |