Teny iditra | tora-kovitra | |
Singan-teny | toraka ; hovitra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha tsy azo tanana ny hovitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | All of a tremble [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tremblant, frissonnant [1.3] | |
Tremblant [1.8] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tora-kovitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |