|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tora-kovitra

Ohabolana 1Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao tora-kovitra. [2.558]
Varotry ny manano tena ka raikitra vao tora-kovitra. [1.1 #810]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny ahiahy aorian' ny fanapahan-kevitra iray izay noraisina. [1.1 #810]

Ohabolana 2Valam-paria tsara hatsaka : na kely aza, mitety tora-kovitra ihany. [2.653]
Valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tora-kovitra ihany. [2.165 #1686]
Valam-parihy tsara hatsaka : na ny kely aza mitety mihovitra ihany. [2.558 #4845]
Dikanteny frantsayUne bordure (entre deux rizières) trop bien coupée: même les petits qui y passent ne le font pas sans trembler. [2.165]
Fanazavana frantsayCette bordure, servant aussi de sentier, a été trop coupée, par avarice peut-être, et elle est devenue trop étroite; il y a danger de tomber dans la rizière, d' un côté ou de l' autre. [2.165]

Fizahan-teny