|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  traoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
4  taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  bronche [1.13]
Ohatra  6  Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424#]
Voambolana  7  Haiaina
Sampanteny 
8  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  traoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  fangaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13  mélange [1.13]
Voambolana  14  Simia

Fivaditsoratra  15  akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18