|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tsaika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zaza tsy ary fady [1.1]
4  zaza am-bohoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  foetus [1.13]
Voambolana  6  Haiaina

Teny iditra (2/5)7  tsaika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Zaza [Provincial] [1.1]
10  ankizy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11  enfant [1.13]
Tsipelina hafa  12  tsaiky

Teny iditra (3/5)13  tsaika
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]

Teny iditra (4/5)16  tsaika
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
Sampanteny 
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (5/5)23  tsaika
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
Sampanteny 
26  Matoantenin' ny mpanao :
27  Matoantenin' ny iharana :
28  Matoantenin' ny fameno :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  30  atsika, taksia, tsaika, tsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05