|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tselatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra
4 Helatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a flash of lightning, a flash [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 éclair, étincellement [1.8]
Ohatra  7  Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472#35]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  19  Haitoetrandro
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)21  tselatra
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23 Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [1.1]

Teny iditra (3/3)24  Tselatra
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26 pseudonyme de Rajonah [1.59]
Asa navoany  27  Diso hanta ka ratsy fiafona
28  1899 Zefina sy Armand
29  1907 Fitiavana mahery
30  1909 Velona ahy, maty ahy
Tsanganana sy sary iray takila  31  run="pseudonyms" label="mpanoratra"/>

Fivaditsoratra  Tselatra, tselatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26