|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tsibolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  jereo dromatsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  cil, poils [1.13]
Voambolana  5  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)7  tsibolo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10  villosité intestinale [1.13]
Voambolana  11  Haiaina

Teny iditra (3/4)12  tsibolo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  karazana fanday [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15  chenille [1.13]
Voambolana  16  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)17  tsibolo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  (de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance). Par extension, nom des plantes sans feuilles :
21  Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae). Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive. La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites. Anti-inflammatoire. [Merina]
22 
Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais. Nom et identité relevés par A. Grandidier. [Bara] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14