Teny iditra (1/2) | 1 tsiho |
Fototeny | 2 tsika |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsihina |
Ohatra |
4 tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Teny iditra (2/2) | 6 tsiho |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Anarana karazan-kazo iray (Salix madagascariensis) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 (probablement de tsi, négation ; et ho ou hoha : grands cris, appels au secours ; allusion aux emplois comme anti-algique, sédatif des douleurs). Salix madagascariensis Bojer ex Andersson (Salivaceae). Nom et identité signalés par Malzac. Grandidier signale l'emploi des feuilles et écorces pour le traitement des rhumatismes. A donné son nom à la localité de Faratsiho, limite de l'altitude à laquelle croît cet arbre. [Merina]
[1.196] 10 [Betsileo] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |