|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsikoinkoina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Koinkoina, taraina misy moimoy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  murmures, plaintes [1.3#768]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  tsikoinkoina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Zavamaniry fanaovana fanafody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  (de tsi : négation ; et koinkoina : action de murmurer, de gémir doucement). Plante antalgique non déterminée. Malzac écrit : « Plante dont on fait des remèdes pour les blessures » et Grandidier : « Plante employée contre les plaies ». [Merina] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14