Teny iditra | 1 tsimparifary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan' ahitra toy ny ahidratsy izay miara-maniry amin' ny vary: "Na hikambana sy hiray ka hivady aza isika, / Tsy hataon' ny olona toy ny tsimparifary sy ny ketsa, / ka mifankatia vao sarahiny?" (Haintenin' ny Ntaolo: Mba ta hanan-jara Rambolo) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (d'après Ottino : l'origine dravidienne du vocabulaire du riz de certains termes de riziculture à Madagascar, in Annuaire de Pays de l'Océan Indien 2 : 105 (publié 1977) Aix-en-Provence, ce nom dérive du Maanjan : parei, de Bornéo ; javanais : pari, dayak : parey ; bisaya (Philippines) : palaï. C'est sous l'influence du sanscrit vrihi (qui est aussi à l'origine du nom latin oryza) que le malgache a adopté vary et le souahéli (Afrique orientale) : wali. tsimparifary semble donc antérieur à la migration malgache et conservé sous sa forme archaïque ; il signifie : « qui ressemble au riz sans l'être » comme le note Ottino ; il ne faut donc pas le faire dériver du malgache fary : canne à sucre). Nom générique donné aux grandes Poaceae poussant avec le riz et lui ressemblant. Ce sont principalement :
|
Ohatra |
5 ka moa izao isika izao na hikambana sy hiray ka hivady aza tsy hataon'ny olona toy ny tsimparifary sy ny ketsa ka mifankatia vao sarahiny [2.131] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Lahatsoratra |
10 Randzavola: tsimparifary ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |