|
|
|
|

Teny iditra1  tsirinteny
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [1.1]
5  Teny rehetra ankoatra ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  Morphème [1.13]
7  Affixe (grammaire) [1.5]
Singan-teny  8  tsiry, teny
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny tsirinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10