Teny iditra tsiriry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra raobine

Teny iditra tsiriry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The whistling teal (a duck) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sarcelle [1.54]
 Sarcelle, espèce de canard sauvage [1.8]
 Grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22]
 Grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22]
 Nom de plusieurs oiseaux aquatiques : canards et sarcelles [1.196]
Anarana siantifika Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis
Ohatra 
1tsiriry sy angaka mankeo mba hikorana; [1.265]
2Ny tsiriry niorika, ny akanga nivalana; [2.69]
Voambolana 
Tovy hevitra kiborano ~ vivy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra tsiriry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Leersia hexandra Sw. (Poaceae) ; Graminée proche du riz ; espèce hygrophile, excellente fourragère. Pour distinguer la plante de l'oiseau, on appelle souvent la première tsiriry ahitra et le second tsiriry vorona. Un proverbe malgache dit : « tsy mba tsiriry vorona anie aho, fa tsiriry ahitra ». Je ne suis pas l'oiseau tsiriry, qui s'envole et dont il ne reste rien, mais l'herbe tsiriry, fixée à la terre (la fortune véritable). Une jeune femme cite souvent ce proverbe pour s'engager à être bonne ménagère. Le tsiriry, espèce très rustique, jouissait de la réputation d'être indestructible : « doroana, tsy may », même si on y met le feu, il ne brûle pas. D'où son emploi dans certaines cérémonies d'exorcisme. Nom malgache et identité mentionnés anciennement par Grandidier, Malzac, etc. [1.196]
Anarana siantifika Leersia hexandra
Ohatra ka ny tsiriry manitra, tian' andriana; [2.69]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05