Teny iditra | tsy manan-dray | |
Singan-teny | tsy ; manana ; ray | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zaza tsy fantatra ny ray niteraka azy [1.1] | |
Mpanahaka | zazasary ~ zaza tsisy ray ~ zanadranitra ~ zanaka an' elakela-trano | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |