|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  valamena
Fototeny  2  vala, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
Ny Fitsarana
Ohatra  5  Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69]
6  Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)8  valamena
Fototeny  9  vala, mena
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] [Bara, Tanosy] (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse.
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14  valamena
Fototeny  15  vala, mena
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] [Tandroy] (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292.
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  mañavela, valamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02