|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]
4  dona, vely [Taisaka] [1.78]
5  famelezana, fikapohana [Tanala] [1.78]
6  Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [1.1]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  vango
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  variété de poisson de mer [1.13]
Voambolana  16  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  17  vango, vonga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31