Teny iditra | 1 vavy |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 female 5 a female [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 femelle [1.8] 7 femelle [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
8 Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472] 9 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470] |
Voambolana |
10 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |