|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  via
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  anaran-javamaniry be ravina eny an-konahona [Taisaka] [1.78]
4  karazan-javamaniry anaty rano be ravina toa akondro fihinana ny voany ary koa ny vodiny amin'ny fotoan'ny mosary [Tanala] [1.78]
5  jereo viha [1.1]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (2/4)7  via
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  (de vy : fer, bois de fer). Nom donné à de nombreux arbres à bois dur. Dubois écrit : « Prenez du via si vous aller chercher du bois pour la porte, c'est un bois dur ». [Betsileo] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Teny iditra (3/4)11  via
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  (mis pour viha). Typhonodorum lindleyanum Schott (Araceae). Tubercule consommé après une préparation spéciale en cas de disette. Des aiguilles d'oxalate de calcium le rendent autrement immangeable. Graines comestibles après des ébullitions répétées. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)16  via
Sokajin-teny  17  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  18  mihazo any, mandalo any [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny mpampiankin-teny rehetra

Fivaditsoratra  20  AVI, iva, via

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31